Dikan'ny teny : maotina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Maotona p.t.: TsY tia pelipelika na jejo fa mi- petrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazauauy maotona. 1 h.i.: Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotina dia maotina izany andro izany, i tif: Maotomaotona 1 ha. maotona, fahamaotona 1 hamaotonana,fahamaotonana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel