Dikan'ny teny : maraina

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Fizaran 'ny andro hatramin'ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan'ny mitataovovonana: Amin' ny folo marpina izao. - t.i.f?: Manaraina, fanaraina, mpanaraina / anarainana, fanarainana 1 maraindraina / hamaraina 1 fahamarainana, - F,.p,i Marainakoa: maraina be alohan'ny flposahan'ny masoandro, / Marainalina. koa: vao manglran-dratsy, I Marainakoamborizano: diso fotoana, tratra antoandro, / Any maraina na any naraina: anikeheo maraina, / Hatry ny maraina na naraina: nan. dritra ny maraina androany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel