Dikan'ny teny : marani-doha

Hampiditra dikany vaovao
1 kitso loha, mitsilotsilo, mipilopilo, tsoky, ? h,o,: Kinga, matsilo saina: Maranitra ity mpianatra it9 ka tsy mahagaga raha ma. homby rahatrizay. ? F,-p,: Marani-bava, maranidela: fatratra raha hiteny, malama vava, ? M.h,: Fihara-bava, / Maroni-tsaina: matsilo saina, malaky mahataka-javatra, IMarani-doha: mi. tsilotsilo. ? M,h,: Kitso loha, / Omby maranitra: ombin' andriana taloha izay noranitina ny sofinY, * Ohab.: Izay maranitra adidy: enti-milaza fa tokony ho amin'ny sahaza azy avy no ampiasain? ny zavatra na olona; ny ohabolana feno dia: "Ny avo feo miantso, ny lava manaka.drano, ary ny mara nitra adidy ". ? M.h,: Marani.doha filo, fiharatra, kitso loha, jritsoina, mitsilotsilo, tsokiloha, milohalefona, miezoezo, kivahivahinY, tsamaka, mira. niranY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel