Dikan'ny teny : marenina

Hampiditra dikany vaovao
1 (renina) p.t.: Tsy mandre, donto: Marenina ha_ trany an-kibon-dreniny io olona io, ? h,i,: Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa eia vao mahamasaka na. handro: Marenina koa it9 ui. lany ity: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa.bary? - F.-P.: Be marenina: tsy mi. haino anatra, be ditra, mafy sofina, / Mody marenina: mandre nefa manao toy ny tsy mandre. ? M.h.: Mamono sofina, manentsin-tadiny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel