Dikan'ny teny : maresaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (resaka) p.t.: Resahin'ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresa. ka amin'izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby, ? Be olona, be tabataba: Naresaka erY ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan.kerinandro ? M,h,: Mahoraka,makotroka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel