Dikan'ny teny : marika

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, marque) a,: Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romani-na, 1 Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika, / Manao marika, 1 Famantarana: Aaiana marika ny lamban'ny kilaaimandry, ? Sary fanamarinana, porofo: Ato. lotray anao it? voninkazo it9 ho mariky ny fankaaitrahanay, ? Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao ha-tao marika, ka nahoana no nouanao? ~ Soritra: Ny ba. temy dia maniay marika tay azo vonoina ao amin'ny fa. nahy, - t.i.f: Amarika, marihina, voamarika / manamarika, fanamarika, mpanamarika / a. namarihana, fanamarihana, ? F,-p,: Mari-bava: Asa mari. ka tsy soratana fa atao am-bava fotsiny, ( Mari-bola: fanisana vola amin'ny anarambola malagasy. / Marika an. taaina: fanaovana marika tsy atao an-taratasy fa an-tsaina fotsiny ary haingana. / Ma_ rik'omby: fitomboka atao amin'ny omby hahalalana nY tompony. / Tompo-marika na mpanome marika: ny o10-na mamorona ny tarehy a mambikan-iavatra hatao, toy ny trano, tetezana... / Tay tonga marika: tsy araka ny tarehy amam-bika novinavinaina, (Atodiny marika: enti-milaza atodin-kao vao foy izay amantarana fa misy hao ny loha ahitana izany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel