Dikan'ny teny : marirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (rirana) p.t.: Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra. ? Enti-milaza tarehin'olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel