Dikan'ny teny : marisarisa

Hampiditra dikany vaovao
1 (risarisa) Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy, ? M.h.: Mavozovozo, marofirofy, tsy metimety. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel