Dikan'ny teny : maro

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro. 1 Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa ui. tsy no afaka. - t.i.f.: Maroina, hamaroina / manamaro, fanamaro, mpanamaro / anamaroana, fana. maroana / mahamaro / maro. maso j hamaro, fahamaro, hamaroana, fahamaroana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel