Dikan'ny teny : marovany

a,: Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan'ny ankamaroan'ny faritany sasany azy. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0269