Dikan'ny teny : masaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Entimilaza voanjavatra efa tonga amin'ny fotoana ahazoana mihinana azy tsars: Amin'ny volana zanvie no masaka ny uoaloboka. ? M,h,: Matoy, ? Enti-milaza zavatra azo hanina rehefa nandrahoina: Antsoy izahay rehefa masaka ny uary, ? h.o.: Nodinihina sy noeritreretina tsara: Efa masaka ny heuitro; handeha aho, - t.i.f.: Masahina, hamasahi. na f manamasaka, fanamasa. ka, mpanamasaka / anmasahana, fanamasahana / mahamasaka / masamasaka I hamasaka / fahamasaka / hama. sahana J fahamasahana. - F,-p,: Masa-daza: nampitomboina, nitarina. / Masa_ dreniolona: enti-milaza rehefa mety ho hani-masaka ami. dy eny an-tsena, / Masaka tdina: mpandany, mpitobatoba, / Masaka ifotony: enti. milaza ny voankazo masaka eny ifotony, / Masaka otrika: ilazana kosa ny voankazo naotrika vao masaka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel