Dikan'ny teny : maseva

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Korintsana natao tamin'ny kitapo kely madinika norarina izay natambatra nofehezina ka entina mandihy: mikorintsana aoka izanY izy rehefa manao fihetsehana ny tanna na ny tongotra, (Misy koa aza ahodidina ny andilana tey ny fehikibo). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel