Dikan'ny teny : masiaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (siaka) p.t.: Tia mam. pijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana. 1 Ma-nana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay. ? M,h,: Ratsy fo, lozabe, mangidy, sakay kely rano, fo vato, mahery sata, tsy mifaditrovana, tsy mitondra roa, mamba noana, fon'Itrimo, tsy mamela mivalo, Han-dm. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel