Dikan'ny teny : masina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hasina) Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina, 1 Voa. tokana ho an'Andriamanitra, ampiasaina amin'ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina. / Ny soratra marina, / Olo-masina, ? Mendrllca hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana, a F,-p,: Ny masina: teny enti-manaja nY mpanjaka niamboho (maty). / Masi-mandidy: afaka mizaka amin'ny fananany. / Masim-baua: ilazana ny olona izay to sy tanteraka hatrany ny zavatra lazain'ny vavany. J Masim.ba_ uaka na masin.kataka: tanteraka ny fivavahana sy ny hataka ataony. / Masim.posaina: enti-milaza ny olona tonga amin'ilay fotoana iresahana azy indrindra. ? M. h,: Saro-posaina, / Masintanana: ilazana ireo mahasitrana ny aretina raha vao mikasika fotsiny ny tanany, Ohab.: Mpisikidy tsy masina an-taniny: enti-milaza nY olona tsy lnoan'ny ao an-tanana misy azy na dia mahay aza (toy izany koa ny hoe: mpaminany tsy masina antaniny). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel