Dikan'ny teny : masoandro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin'ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin'ny tany, izay mllrodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro, ? h,i,: Hainandro: Misy masoandro eo ha mikisaha ianao, ? h,o,: Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel