Dikan'ny teny : masonkarena

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Izay lany rehetra tamin'ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra Io satria dimanjato ny mason_ karena taminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel