Dikan'ny teny : masonkoditra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Loaka kely madinika dia madinika hita amin'ny hoditra manify ivelany, izay ivoahan'ny hatsembohana (misy mason-koditra hatramin'ny 500 isaky ny lsm tsy mivadimandry). Masontantely a,: Iray amin' ireo kitapo telo miforona ho vavonin'omby, izay ahitana kiloadoaka kely betsaka ka mahatonga ny anarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel