Dikan'ny teny : matahotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tahotra) nit, p, (matahora): Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na za. vatra tsy sahy hatonina: Ma. tahotra an.drainy mafy Isam. bilo fa nisy ratsy nataony, ? M,h,: Miraika, raiki-tahotra, tora-kovitra, tsiravina, an-koditra, kenda, ranga, ma. nambadi-po, miraikibolomaso, mikoso-maso, kasoka, taibombona, marna fy ketsa, mangovitra, manahy, manahy velona, mifihifihy, miritra aina, mihararetra, mipararetra, rano andravina, mihoron-koditra, mihoron-kodidoha, mitsangam-bolo, mihendratra, manangambovo. na, mimalo, miholy, mivadika ambavafo, midobodoboka ambavafo, mangitakitaka, mitaintaina, mihotakotaka, velona ahiahy, mitebiteby, mihorohoro, mangorohoro, mihena velona, an-tenda ny aina, tai-dava, mandry tsy lavo loha, mandry an-driran' antsy, mandry an-driran-defona, mandry tsirangaranga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel