Dikan'ny teny : matanjaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanJaka) p.t.: Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny uatan-dehilahy matanjaka tao an-tandna, ? Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka ity vata It9 io tady io? 1 Be herim-po: Matanjaka eo anoloan'ny fahoriana, ? M.h.: Mafy, mahery, matomboka, tomady, be aina, be sandry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel