Dikan'ny teny : matavy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tavy) p.t.: Entimilaza zavatra be menaka: Hena matavy. ? Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehaka ny olona matauy rehefa miaka-piaharana, - F.-p,: Matavy filaza: mampitombo, manitatra aoka Izany r.hefa milaza zavatra. ? M.h,: Vondraka, vaventy, donga, botrefona, vongavonga, hivokivoka, daboka, bebaka, botrabotra, dofotra, bodofotra, bolangina, refo, bada, botitaka, dongadonga, botabota, amboamboa kely, mibonabona, midibadiba, botanaka, monamona, minendonendo, montamonta, madonda, fatrofatro, mitsinatsinaka, dokadoka, boresaresa, tete menaka, be traotraoka, tretrohina, mianakanaka, be kibo, be roroha, saingona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel