Dikan'ny teny : matevina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tevina) p.t.: Lehibe ny indrakeliny: Boky mate-vina, / Akanjo mateuina, ? Mifanizina, mikitroka mi. kirindro: Ala mateuina, /Mateuina izany zauona izany! ? Marihitra: Matevina izany ra_ nom-bary izany, ? h,o,: Maqankarena, tremalahy: Ireny olona mateuina ho! - Mateuin-kena: ilazazana ny be nofo raha biby ary matevina kosa raha lamba, / Mateuin-keuitra: barabara sain, manao hevi-iaza, / Matevt-moiotra: be molotra, / Matevin-koditra: ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina. ? h,o,: Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra. / Mateuin. tsisina: manify ny anatiny fa matevina kosa nY sisinY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel