Dikan'ny teny : mateza

Hampiditra dikany vaovao
1 (teza) P.t.: Maharitra ela vao simba: Mateza ity akanjonao it9 fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity, - Mateza diavina: en. ti-milaza lalana toa ela erY vao lany rehefa aleha. / Mateza dinihina: ilazana ny vehivavy somary zarazara hoditra ny ffhodirany, ka arakaraka ny ijerena azy maharitra no mampitombo ny ha. soany amin'ilay mijery azy. / Mateza aina: enti-milaza ny olona ela velona, ary anambarana koa ny faherezana miasa maharitra tsy an-kiato, / Mateza roritina: enti-milaza zavatra mihalava rehefa sintonina, * Ohab.: Mateza lelafina tahaka ny rira: entimilaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny fa. haretany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohab, io). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel