Dikan'ny teny : matoa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza ny zokiny indrindra amin'ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay, Ahitsio
2 ppt feh.: Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel