Dikan'ny teny : matoanteny

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sokajin-tenY enti-milaza ny teny fototrY ny fehezanteny ka ny fiforonany dia ambr'ny alalan'ny tsirinteny mirafitra amin'ny fototeny. Misy karazany sivy ny matoanteny malagasy: a) ny matoantenin'ny mpanao (oh, mamatotra); b) ny matoantenin'ny iharana (fatorana ny omby); d) ny mato. antenin'ny atao (afindra ny entana); e) ny matoantenin' ny fitaovana (afatotra ny omby ny tady); f) ny matoantenin'ny sehatra (mifatotra ny omby); g) ny matoantenin'ny mpandray (ueiarana tsihy ny vahiny); h) ny matoantenin'ny mpamaritoe-javatra (amatorana, ifatorana); i) ny matoantenin' ny mpampanao (mampamatotra); j) ny matoantenin'ny mpifanao (mifamatotra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel