Dikan'ny teny : matoky

Hampiditra dikany vaovao
1 (toky) mt, p, (matokia, matokica): Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy, ~ Mametraka fianteherana, fitokiana a Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao !ntcony aho, ? Mino: Natoky ny filnzany aho ka dia nandeha, ~ Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel