Dikan'ny teny : matona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny fovoana manasaka indrindra. - t.i.f.: Mamatona - F,-p,: Mamatonalina: misasakalina. / Mamaton-dranjo: eo antenatena ranjo. / Am_ pamatonan-dalana: eo amin' ny fisasahan'ny lalana indrindra. / Famaton-kavana: havana akaiky. / Famaton' olona: olona tsy azo lazaina ho efa antitra, nefa tsy tanora intsony koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel