Dikan'ny teny : matory

Hampiditra dikany vaovao
1 (tory) mt, s, (mato. ria): Latsaka ao anatin'ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary, 1 Matoritory: Rendremana na renodrenoka toa tsy mahatsiaro tena tanteraka, na malaina miasa: Matoritory ny saina rehefa avy manao sakafo be. - Matory anakampo: ilazana ny feon'ny 8eritreretana izay tokony hohenoina sy hosainina am-pitoniana, / Matory maty: ma. tory tanteraka tsy mandre na inona na inona, tsy mahare izay ambonin'ny tans,. / Matory tsirangaranga: tsy matory tsara fa mihainohai. no na miandriandry toa hi. sy zavatra hiseho ihany. / Matory tsy mifoha: maty. / Tsy maty tsy akory fa miro_ la matory: ilazana ny olomalala na ny 010-manga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fftiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany, ? M.h.: Mandry, midaboka, mandamoka, mibafoka, mibonoka, mifonoka, mandry mitsilany, mandry mihoho. ka, mandry mihorirana, mandry ilika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel