Dikan'ny teny : matselaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tseiaka) p.t.: Kinga sy mailaka amin'ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka, 1 Haingan-tsaina sady haingam.pamaly:Matseiaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin'ny mari-ka an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel