Dikan'ny teny : matsiro

Hampiditra dikany vaovao
1 jereo [tsiro] : manana tsiro tsara. oh : matsiro tokoa izany sakafo androany izany, tsy tahaka ilay omaly tena ratsy ery! Ahitsio
2 (tairo) p.t.: Ankasitrahan'ny lela aoka izany, tsara tsiro, fy, mafilotra: Ataouy matsiro ny iaoka fa fety ny andro! ? M,h, na misy heuitra ifan. draisana: FY, mamy, mafilotra. Teny iray tarika: Mafotra, mafotrafotra, matraboka, mafiaka. Marikivy: maki-raira, marlmarikivy, mamorivory rora, mangivihivy, masiloka, madilo. Matsatso, ma. tsaboka, makafoka, matsaboaka, matsatsotsatso, matsaotsao, marano, matsora, matsamby. Ma ngananga nana, mafaitra, mangidy toy ny tangena, mangid? toy ny va. hona, monta mangetana, mangidy faxa, Masiaka, malaholaho. Masirasira, mamimamy, mangidy sira, mangidy molaly. Manaikitra, maka tenda, mameofeo, mangeokeoka, maisatra, handatra, homandanilany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel