Dikan'ny teny : mavesatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (vesatra) p.t.: Be lanja manindry mafy: Entana mauesatra, 1 Bevohoka: Ma- vesatra izy fa omeo toerana, ? M,h,: Mitondra rano, ma. zef aira mltsinaka, 1 Mihoninkonina, tay kinga, milondolondo: Mavesatra erY ixany famindranao izany, 1 Ma. nelonelo: Mauesatra ny andohako, / Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona. / Sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana, ? M,h,: Mazefatra mafonja, madonda, man?nja, maonjana, tsy zakan'olo.mahia, mitambesatra, mitambaby; Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel