Dikan'ny teny : mavokely

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Volon-dokon' ny vonim-paiso. Ahitsio
2 a.: Anaran'akondro vonivony ny voany, fohy fa vaventiventy, mamy dia mamy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel