Dikan'ny teny : mazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hazana) p.t.: Entimilaza tany maina be ka mafy tsy laitran'ny angady: Tany mahavokatra ny tany mazana - Sarotra atao izaitsizy: Mazana ito raharaha ito. Tsy azo ifanarahana. Ahitsio
2 p. mt,: Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel