Dikan'ny teny : mazava

Hampiditra dikany vaovao
1 (zava) Mitera-kazavana: Mazava ny afo, ? Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo nY ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara, ? Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazaua no auoakan'io sodina io, ? Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Heuitra mazaua; teny mazava. ? Tano_ ranora (loko): Itsy mazava. zava itsy no endrehina anao, ? F.-P.: Mazava atsinanana: ny andro vao maraina mialoha ny fiposahan'ny masoan. dro. / Mazava endrika: miramiran-tarehy sady falifaly lava,/Mazaua fo: olona mandeha amin-kitsim-po, / Mazaua loha; ilazana ny omby na ondry misy fotsy ny handriny, I Mazava andro: efa mi. posaka ny masoandro, / Mazaua rats y: ilay maraina manaraka ny mangoana atsina. nana sy ny mangiran-dratsy, I Mazaua ray: sola ny volo eo ambonin'ny handrina izay tonga mangadihady be. /Ma. zaua saina: tsara saina ka tsy mba fatra.piahiahy olona na sarotsarotiny. I Ro mazaua: ro madio, tsy be fangarony, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel