Dikan'ny teny : mazoto

Hampiditra dikany vaovao
1 (zoto) p.t.: Be hafanam.po hanao zavatra na asa, marisika: Mazoto hanamaint-y molaly ny tanindrazany izy, ? h,i,: Tia asa fatratra, tia fianarana: Mpianatra mazoto izy ha tsy mahagaga raha afa-panadinana, - F,-p,: Mifoha olo-mazoto: fizaran'andro vaomaraim-be. / Zotom-po: faharisihana sy fitiavana. ? M.h.: Rodaka, rototra, marisika, mavitrika, mavika, ' mavibika, mafana fo, mafana vay, mirehidrehitra, nisotro tsilaky, tsy misatry fanahy, be zotom-po. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel