Dikan'ny teny : mba

Hampiditra dikany vaovao
1 TenY mpampitohy fehezankevitra ka milaza antonY hanaovan-)avatra: Tonga izahay mba hijery $y hamantatra (arahin'nY "milaza ny ho avy" mandrakariva ity mba ity), Ahitsio
2 Kianteny enti-manisika hevitra. 1) Fanajana, fianga. viana raha toa ka mampiasa matoanteny amin'ny fomba mandidy; entina manalefaka kokoa izay lazaina ny "mba" fa tsy mandidy: Mba omeo hely amin'iny aho. / Mba mianara fa aza varian.daolao, 2) Fanesoana: Izany hono ka mba hendry. 3) Filazana sahala amin'ny "koa", izay amplasaina miaraka aminy rahateo: Mba handeha koa aho raha mandeha ianao, Ahitsio
3 Kianteny kely ampiasaina mba hampirisika na hanainga olona ho toy izao sY toy izao: Mbd hendry anaka, Mb? olom-banona (marihina fa tsy fampiasa miaraka aamin'ny mt, amin'ny fomba mandidy ity mb? ity: Mb? mianatra tsara fa tsy mba mianara tsara; Ny "mba" manalefaka ny fomba mandi. dy no azo ampiarahina amin' ny fomba mandidy: Mba mi. anara fa aza uarian-daolao), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel