Dikan'ny teny : mbola

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: (miaraka amin' ny milaza ny ankehitriny na ny lasa): enti-milaza fa eo am-panaovana na teo am-panaovana asa iray ilay olona tenenina: Mbola miasa izY fa aza tabatabaina. / Mbola nisakafo izahay tamin'lzy ton_ ga, ? (miaraka amin'ny milaza .ny ho avy): enti-milaza fitohizana na fiverenana asa efa nisy teo aloha: Mbola ha_ noratra aminao aho amin'ny herinandro ambony. /Mbola hatory indray aho rehefa a_ faka kelikely, na fahatongavan-javatra efa nandrasana: Mbola ho avy izy fa aza matahotra, ? (miaraka amin'ny "tsy") samy azo atao eo aloha na eo aorian'ny "mbola" ny "tsy", saingy matetika raha filazana tsotra, dia ny "mbola" no atao aloha: Mbola tsy tonga lahy Rakoto, fa raha mamaly fanontanana kosa, ny "tsy" no atao aloha: Efa tonga ue Rakoto? tsy mbola tonga izy, tompo_ ho (marihina fa amin'ity farany ity dia azo tsy averina ny fehezanteny manontolo, fa ny "mbola" kosa no miova hoe "mbolana": Efa tonga ne Rakoto? ? Tsy mbo. lana, tompoko), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel