Dikan'ny teny : mby

Hampiditra dikany vaovao
1 mt,: Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am.bauahady ny fahaualo ka miomana daholo ny uatan-dehilahy, >t Ohab.: Tongotra mby andak ana (tongotra efa ao anaty lakana) ka tsy azo auerina intsony: enti-milaza zavatra efa natomboka natao ka tsy azo itsoahana intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel