Dikan'ny teny : medaly

Hampiditra dikany vaovao
1 (angL medal) a.: Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin'ny firenena, ? na natao ho mari-bonnahitra amena olona nahavita be ho an'ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto ka miara-mikorana amin'ny mpifano lo-bod irind rina aminy. (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel