Dikan'ny teny : meday

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. m?daille) a.: Takela-metaly boribory misy sarin'olo-masina mivohitra ka iambozonana ho mari-panajana sy fangataham-pitahiana: Miambozona meday daholo izahay ao an-trano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel