Dikan'ny teny : mena

Hampiditra dikany vaovao
1 Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an'ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaouany ka toa uoamarik'ilay omby izy ka nenjehiny. ? h,o,: Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana 'ndeha hamely. - t.i.f: Menaina, hamenaf. na i manamena, fanamena, mpanamena / anamenana, fanamenana I menamena / ha-mena, hamenana. - F,-p,: Mena fify: mena an-titra, / Mena hatraka: mena dia mena, / Mena masoandro: amin'ilay fotoana efa madiva hilentika iny ny masoandro ka mena ny taratra alefanY, / Menapina (jer, io teny io. / Mena sofina: teny ilazana ny fotsy hoditra. / Mena cava: zaza vao teraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel