Dikan'ny teny : menakely

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: (taloha) Tany iadidian'ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jar. Menabe). Ahitsio
2 a.: Karaza.mofo a. tao amin'ny kobam-bary misy siramamy ka endasina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel