Dikan'ny teny : menatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (henatra) P.t.: Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy. * Matahotahotra miseho eo imason'olona: Menatra aho mamakivahy ireo olona am_ polony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho, - F,.p,: Mahamena-maso: ma. ha te hanaja. / Tay mena.mitaha: olona mendrika na zavatra tsara sy kanto, afaka mifaninana amin'ny hafa. * Fiten.; NY vato menatra ny vato, ny hazo menatra ny hazo: anatra nanehoan'ny razana fa tokony hahatsiaro menatra ny olona, fa tsy ho toy ny vato aman-kazo. * Ohab.: Mena-maso an.dao. ka ka manao fatra-maina: enti-milaza olona manaikinafky foana noho ny henatra na dia zavatra tsy tokony ho a. zy aza no atolotra azy, ? M.h,: Kaontra, saikatra, misafosirana, somaingisain gy, sakodiavatra, saro-kena. txa, mihasihasy. Tsy mena. tra, lany henatra, lany hasina, tsy manan-kenatra, tsy valahara, tsy manan-kambo, tsy vaky aty,tsy vaky atatra, tsy vaky afero, tsy naniry volo ny handrina, latsaka ondana, afa-baraka, afa-boroka afa-pofona, maimbo erona, maimbo tsikahonkahona, maivoka, mavoin-tena, tsy mitandro henatra, tsy mena. milahatra, tsy mena-misoratra, tsy mizara hena-maso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel