Dikan'ny teny : menavazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (jer. io teny ici). / Mena ambanin'ny me-na: enti-milaza olona ma. nam-pahefana izay mbola ambanin'ny manam-pahefana hafa indray. Teny iray tarika: Mena dorehitra, mena antitra, menafify, mena mivaivay, mena mangatrakatraka, mena man. gor?ka, mena vongatraka, mena mahatrakatraka mena jaky, mena ranom?alahy, menapina, mena mang?ka. Ahitsio
2 p,t. na a,: Efa ela nanaovana, tranainy: lreny efa mpampianatra menavazana. ? Olona nanao raharahamiaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon'ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanamplana azy. ? M.h.: Bekotromaroholatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel