Dikan'ny teny : mendrika

Hampiditra dikany vaovao
1 (endrlka) p.t.: Entimilaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan'ny tenany: Lehilahy mendrika izy ka tsy mahagaga raha voafidin'ny uahoaka, ~ TokonY hanana,tokonY hahazo,,,noho ny toetrany na ny zavabitany: Mendrika hofatzina ny olona nahavita heloka, / Mendrika fiderana ny mpan_ dresy, ~ Sahaza, mifanaraka, mifanentana: Hahazo ualiny mendrika ny asany avy ny olon-drehetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel