Dikan'ny teny : mendy

Hampiditra dikany vaovao
1 (endy) p.t.: Nandrahoina tamin'ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy i. zay ny hena ka esory. ~ Notenehina tsisy rano na mena-ka tao anaty lapoaly na ma. karakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsgra lzany kafe izany ka mandraraka izaitsizy, ? h, o.: a) Mafn'ny hetaheta: Mendy aho Izany, fa sady be 'tira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro, b) Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel