Dikan'ny teny : menomenona

Hampiditra dikany vaovao
1 na Menimenina a,: Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin'olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenoria eo! - t.i.f: Menimenenina, * F,-p,: Menomenom.po: fiahiahiana am-po; fanirlana, vetsovetsom-po. / Afaka menomenom-po: tsy manana ahiahy lntsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel