Dikan'ny teny : metaly

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. m?tal) a,: Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ni' uolamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra. Teny misy heuitra ifandraisanY: Mineraly, vy, valovoka, varahina, varahimaitso, vifotsy, fanitso, firaka, firapotsy, firamafnty, halimo, volavelo. na, volafotsy, volamena, andrlamby, taimby, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel