Dikan'ny teny : metatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, m?tre) a,: Halavan-drefy vahiny mitovy a. amin'ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity, ? lai.: Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin'io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Vary ny metatro fa ampindramo kely ny ana(' aho, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel