Dikan'ny teny : metisy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, m?tis) a, sady Terak'olona samy hafa firazanana; safiotra, zafindraony, - Lamba metisy: ilay antsoina amin'ny teny frantsay hoe "toile m?tisse": lamba vita amin'ny rongonim-bazaha madinika sy landihazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel