Dikan'ny teny : metroka

Hampiditra dikany vaovao
1 Enti-milaza tarehy mivindimbldina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy i. zao? 1 h,o,: Manankarena, komohina: Raha tsy metro_ ka ve izy, hahauidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny? ? M.h.: Jar, Manankarena. 1 Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Va. hoaka metroka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel